Tongasoa eto amin'ny iBoky Malagasy

Fampahafantarana an'i E.D. Andriamalala

E.D. Andriamalala

Andriamalala Emilson Daniel Tsiferana no anarany, zana-dRazafitsiferana Randimby sy Razafinirina Marguerite. Niray fikambanana tamin-dry Paul Dussac (front populaire) io rainy io. Teraka ny 22 ôktôbra 1918 tao Toamasina i Emilson Daniel Andriamalala izany hoe feno 100 taona amin’ity taona 2018 ity.
Nanambady an-dRamialinoro Lalasoa Berthe izy. Niteraka 13 mianadahy izy ireo, dimy lahy sy valo vavy, ka ny roa amin'ny lahy sy ny telo amin'ny vavy no efa maty. Iray amin'ireo rahalahiny iray tampo aminy Randimby Tsiferana Nardy.

Ny 25 mey 1979 no nodimandry tao Itaosy i Emilson Daniel Andriamalala.

Fianarana :

  • 1922 : mpianatry ny EPMF Toamasina
  • 1931 : mpianatra kilasimandry tao Ambohijatovo Avaratra
  • 1933 : nahazo ny CESD na ny Certificat d'Etudes de Second Degré nialohan'ny nidirany tao amin'ny Paul Minault

Ireo iboky nosoratany

Tsy mbola misy iboky nosoratan'i E.D. Andriamalala eto amin'ny iBoky Malagasy.

Ahoana no hatao raha hividy iboky ?

Voalohany, karohinao eto amin'ny tranonkala ny iboky tianao ho vidiana ary alohanao amin’ny alalan’ireo karatra fampiasa eny amin’ny banky na PAYPAL ny vidiny. Azo atao tsara ihany koa ny mampiasa ireo fandefasam-bola amin’ny alalan’ny finday toy ny MVOLA, ORANGE MONEY ary AIRTEL MONEY eto amin’ny iBoky. Rehefa vita izay, dia azonao raisina sy alaina ao anatin’ny kaontinao manokana eto amin’ny tranonkala iBoky Malagasy ny iboky novidianao.

Tora-pon'ny Mpanoratra

“Mba tena faniriako ny hamelona indray ao am-pon'ny Malagasy tsirairay ny fitiavana mamaky boky malagasy. Maro ireo sangan'asa fahiny sy ankehitriny no tena avo lenta ary tsy mena-mitaha. Ankasitrahana ny fisian'ny iBoky Malagasy hamelona indray izany fitiavana izany eo amin'ny Malagasy manerantany.“

- Tsaratiana -
2022-07-23 11:51:43

“Ny iBoky Malagasy dia sehatra iray afaka manampy ny mponina sy ny firenena malagasy amin'ny fampiroboroboana ny tenim-pirenena. Tombony lehibe ho azy ny fahafahany mampiseho amin'ny sehatra iray ireo karazam-boky malagasy maro misy. “

- Andrianitsiahy -
2022-07-23 07:32:31

Ohabolana sy Hainteny

Aza mandraraka ilo mby an-doha

Ny teny ilo dia avy amin’ny diloilo na menaka, izany hoe diloilo tonga eo amin’ny loha. Ny diloilo dia sokajiana...

Mitsikitsikia

“ Indray andro hono ……
Sendra tafaporitsaka tao anaty hady ity akoholahy anankiray nitady hanina. Indro tsy nampoizina nipoitra avy any anaty tsiloraketaka avy ny Rakary (sakadia) efa noana mafy tokoa tsy nahita izay arapaka nandritra ny andro maromaro. Tsy hitan’ity...”